Zouboon

juillet 22, 2009

FILOHA AVON’NY TETEZAMITA TSY FILATSAHAKO NA TSIA NO ZAVA-DEHIBE

Filed under: Uncategorized — zouboon @ 7:10

Fanontaniana manaikitra ny sain’ny vahoaka Malagasy rehetra ny hoe “hilatsaka ho filoham-pirenena ve ny filohan’ny tetezamita ankehitriny Andry Rajoelina sa tsia ? Nandritra ny dinidinika niarahany tamin’ireo mpanao gazety namana anefa dia nanindry mafy izy hoe “tsy ny ilatsahako ho filoham-pirenena na tsia aloha izao no lohalaharana” hoy izy nanazava. Araka ny hevitry ny filoha izany dia tsy tokony izany aloha no mahamaika ny vahoaka. Fantatra mantsy nandritra io dinidinika io fa ny fampandrosoana ihany aloha izao no tokony hifotorana. “ny fampandrosoana an’i Madagasikara aloha izao no tokony himasoana” hoy izy nanazava tamin’ireo mpanao gazety. Mety tsy ho ela mantsy dia hatao ny fifidiananana filoham-pirenena eto amintsika ka izany angamaba no maha velom-panontaniana ny olona. Raha ny fikasan’ny fitondrana aza dia afaka dimy volana dia hatao ny fifidianana. Atao mangarahara izany ka izay tena safidim-bahoaka tokoa no tsy maintsy havoaka. Na hirotsaka na tsy hirotsaka izany ny filoha ankehitriny dia ny fampandrosoana an’i Madagasikara ihany no tanjona hatreto. Nilaza koa izy fa na hahazo fanampiana na tsia avy any ivelany aza isika dia tsy maintsy mandroso hatrany no tanjona.ny vahoka Malagasy no tompon-teny farany amin’ny ho avin’ny Madagasikara hoy ny filoha avon’ny tetezamita.

Laisser un commentaire »

Aucun commentaire pour l’instant.

RSS feed for comments on this post.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

Créez un site Web ou un blog gratuitement sur WordPress.com.

%d blogueurs aiment cette page :